I. ℹ️ INFORMATIONS GÉNÉRALES MOMBA NY MILA VOLA
- Daty niforonana: Jolay 2025
- Tanjona: Hanome asa ho an'ny tanora Malagasy sy hanampy ireo mitady referal amin'ny sehatra en ligne (Boost page, TikTok, sns.)
II. 📢 FEPETRA HO AN’NY MPANAO PUBLICATION
- Asehoy mazava ny asa andrasanao ataon'ny mpiasa.
- Omeo budget mifanaraka amin'ny hasarotry ny asa.
- Tokony ho averina hijerenao sy ho confirmer-nao ny preuve.
- Afaka manao publication maro araka izay ilainao.
III. 🧑💻 FEPETRA HO AN’NY MPIASA
- Vakio tsara ny description an'ny asa alohan'ny hanombohana.
- Raha tsy azonao ilay asa dia mifandraisa amin'ny tompon'ny publication.
- Raha tsy nahazo valisoa ianao nefa vita tsara ilay asa dia antsoy izahay amin'ny Facebook (omeo capture sy nomerao WhatsApp an'ilay olona).
- Mandefasa preuve (capture d’écran) amin’ny WhatsApp rehefa mahavita asa.
IV. 💳 FEPETRA HO AN’NY RETRAIT
- Afaka manao retrait amin’ny Alatsinainy ka hatramin’ny Zoma.
- MVola no fandoavana tokana ekena.
- Mety haharitra 24h ny retrait, arakaraka ny fangatahana.
- 10% ny frais du retrait esorina avy hatrany.
V. 💰 MOMBA NY DÉPÔT
- Tsy voatery raha tsy hampiditra publication ianao.
- Natao ho an'ireo mila referal, na te hanangana campagne boost amin'ny réseaux sociaux.
VI. 🔐 FEPETRA HO AN’NY KAONTY MILA VOLA
- Voarara ny manao double compte.
- Voarara ny manao se déconnecter amin’ny kaonty hanamboatra referal manokana.
- Voarara ny miditra amin'ny lien referal-nao manokana.
- Raha manitsakitsaka ireo, ho foana (0 Ariary) ny vola ao amin'ny kaontinao.
🔚 FARANY SY FANENTANANA
Misaotra anao namaky sy nandray anjara amin'ny fahatakarana ny sehatra Mila Vola. Mbola maro ny vinavina sy fandrosoana ho avy miaraka aminareo.
Fanazavana fanampiny:
📩 Facebook Messenger
📞 MVola: 0382266876